Teny iditra |
dabòka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny fidoboky ny rano mitobaka mafy na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa taminy. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Son de l’eau dans laquelle tombe un objet lourd [1.3]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
daboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza: Fianjerana Fitsorana mivalampatra Halavoana Fiaiken-keloka na fibabohana Famelezana, fanatontana. [1.1]
|
| Kapoka mafy [2.285]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de battre [1.3, 1.5]
|
| Chute, état de celui qui est couché, de tout son long Action de rosser [1.3]
|
| Action de tomber, de se précipiter de h [...] [tohiny 1.5]
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
daboka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hita amin' ny hoe: dabo-dela, dabo-drano, dabokandro) [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plein, gras [1.3]
|
Ohatra | Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny
[2.314]
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
daboka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo vaventy mandry manaraka ny tampony amin'ny rindrina mitondra ny tsivalan-kazo samihafa ipetrahan'ny tafo [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sablière [1.13]
|
| élément de charpente [3.1]
|
Voambolana |
|