Teny iditra | dabohana (daboka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Velezina, kapohina, tontaina: Maditra loatra io zaza io ka aoka hodabohan-drainy any [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be beaten, to be struck forcibly [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on bat, qu'on frappe [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tsipelina hafa | dabofana | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |