Teny iditra | 1 bontona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo vaventy, anisan'ny ngeza eto ambonin'ny tany [1.1#158] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a species of baobab tree. Adansonia madagascariensis, B. The wood soaked in the water is given to cattle to drink to fatten them for the market, the fat, however, being of an unnatural character. Same as za and mboio [Sakalava]
[1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 baobab. Adansonia digitata [1.3#88] 6 baobab [Tanosy] [1.78] 7 nom d'une espèce d'arbre ; sorte de baobab. (bozo). [Tankarana] [1.19] 8 (du malais buntal : gonflement, enflure). Nom générique des baobabs : Adansonia digitata L., Adansonia madagascariensis Baill. et Adansonia za Baill. (Malvaceae). [Sakalava] [1.196] |
Voambolana |
9 Haizavamaniry |
Tovy hevitra | 10 bozo, mboio, za |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny nalaina | 13 Soratra misy io teny bontona io |
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/21 |