Teny iditra bolitika (bitika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo bilitika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Small, minute, extremely little. See bilitika, biritika, boritika, kitika [1.2]
Ohatra 
1Ity farihinareo ity dia sombiny kely bolitika, fa any ambony any dia tany maina makadiry [1.251]
2Nony ampitso dia tonga 6 ny mpianatra, vetivety foana dia tonga 16, ka feno hatreny am-baravarana ilay Sekoly, fa efitrano kely bolitika. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09