Teny iditra | bolangina | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga. [1.2] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | balangony, bolangany, bolangina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |