Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] bainga [1.78] | |||
Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [1.1] | ||||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] trano, toby, fierena [1.78] | |||
Teny iditra | boko | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] The abdomen. See vohoka [1.2] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Fivaditsoratra | boko, kobo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |