Teny iditra | vohoka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Kibon-dranjo [1.78] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | vohoka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tranon-jaza. Ny kibo (itoeran' ny zaza). [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | The womb [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | La matrice [1.8] | |||
Ohatra | Aza mifoka na misotro alikaola mandritra ny fitondrana vohoka.
[2.424] | |||
Voambolana | Haiaina | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |
![]() |