Teny iditra | be saina | |
Singan-teny | be ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra (hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Very wise; very cunning. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |