Teny iditra | beririnina (be, ririnina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only. People who go to fever districts for trade during the winter A kind of porcelain. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |