Teny iditra | benandro | |
Singan-teny | be ; andro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Andro andavanandro; andro tsisy tabataba [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Broad day. Same as antoandro [1.2] | |
Teny iditra | benandro | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Aloha, teo aloha [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |