Teny iditra be mihimpy (be, himpy)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy [1.1]
 Andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31