Teny iditra beazina (be)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : beazina, beaziko, beazinao, beaziny, beazintsika, beazinay, beazinareo, beazin', beazin-, beazim-, beazi-
Ny lasa : nobeazina, nobeaziko, nobeazinao, nobeaziny, nobeazintsika, nobeazinay, nobeazinareo, nobeazin', nobeazin-, nobeazim-, nobeazi-
Ny hoavy : hobeazina, hobeaziko, hobeazinao, hobeaziny, hobeazintsika, hobeazinay, hobeazinareo, hobeazin', hobeazin-, hobeazim-, hobeazi-
Filaza mandidy : beazo
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05