Entrée bava > vava
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fiandohan' ny lalan-kanina, izay eo afovoany ambanimbany amin' ny tarehy no misy azy, ary misarintsarin-davaka ny endriny, voafaritry ny molotra roa ambony sy ambany: Ao anatin' ny vava no misy ny lela sy ny nify
¶ Faritra misy loaka amin' ny zavatra anankiray, izay ampiasaina ho fidirana na fivoahana: Vava tafondro
¶ Teny ilazana rehefa mety ho faritra mitarehin-davaka na loaka: Vava fery
¶ Fiandohana: Vava asa, vava alahamady
¶ Fahereza-miteny befahatany: Vavan' olona koa Rasoa iny!
¶ Teny, fitenenana: Tsy tohako ny vavan-dRamatoa io ka aleoko mihataka ~ Vava soa sakafo fa ny vava ratsy adidy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] the mouth
Explications en français  [Hallanger 1974, Boiteau 1997] bouche
  [Hallanger 1974] ouverture
  [Boiteau 1997] entrée
  [SLP 1986] bec, gueule, museau, mufle
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
vava
vavako
vavanao
vavany
vavantsika
vavanay
vavanareo
vavan'
vavan-
vavam-
-bava
-bavako
-bavanao
-bavany
-bavantsika
-bavanay
-bavanareo
-bavan'
-bavan-
-bavam-
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vava (2): Tsaravavahady, Vavaomby

Entrée bava > vava
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Bara, Sihanaka] voady

Entrée bava > vavaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fitsaohana sy fangatahana atao amin' Andriamanitra: Olona tia vavaka marina raha iny vehivavy iny
Explications en anglais  [Hallanger 1973] prayer
Explications en français  [Abinal 1888 page 820] le culte rendu à Dieu, la prière, l'adoration
  [Hallanger 1974] prière; voeu, bénédiction
Dérivations 
Exemples 
1 [Ndema: Antakay, page 34] Narahany vavaka ny fandevenana ireny
2 [Rabemolaly: Fary, page 49] Tena zava-dehibe indrindra ny vavaka
3 [Rajaonary: Toaka] Vavaka adino ka toa tsy asiany dikany
4 [Andraina: I Vola, page 115] Tera-mena satria ny vavaka efa ela no tsy haiko
Articles 

Entrée bava > vavatra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fatitra na tatatra kely
¶ Vaha, velatra
¶ Famosahan-kevitra, filazana
Dérivations