|
|
|
|

Teny iditra1  basivava
Singan-teny  2 basy, 3 vava
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 bevava, maresa-bava, olona tia miresaka ary tsy mety reraka miteny ka tsy misy andraisan'ny hafa [Betsimisaraka] [1.78]
6 mahery miteny, tia miteny tsy an-kijanona, olona mpiteniteny izaitsizy, mipoapoa-bava toy ny basy: Tsy nahita olona basivava ohatra an' iny Rakoto iny aho: izany lahy ka azy irery ny fitenenana mandritra ny adiny iray
7 Olona mpilaza habobo, mpirehaka
8 Olona tsy mahatam-bava ka milaza izay tsy tokony bambara: Ise indray izao, Rabary, no basivava nitantara izany tany amin-dry zoky tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 loud-mouthed [1.2, 1.7]
10 noisy [1.2]
11 indiscreet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 hâbleur, indiscret [1.8]
Ohatra  13  Vorona mba basivava! [2.5#]
14  Tonga basivava sy miantsambotsambotra erý ny mpanao fanorona. [1.437#]
Tovy hevitra  15 vavàna

Fivaditsoratra  basivava, 16 Basy Vava, 17 vavabasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08