Teny iditra bambandranomasina
Singan-teny bambana ; ranomasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany [1.62]
Voambolana 
Tovy hevitra bambandrano ~ bambandranobe

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24