Teny iditra | balak > -balaka | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe valaka | |
Teny iditra | balak > balaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] volombava [1.78] | |
[Betsimisaraka] Ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava [1.78] | ||
Teny iditra | balak > Balaka | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Balaka [2.996] | |
Balak [2.996] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Balaq [2.996] | |
Ohatra | Tsy nety kivy Balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray.
[1.38] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Balaka | |
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Balaka | |
Fivaditsoratra | balaka, kabala, lakaba |
balak | ||||
|
|