Teny iditra badolahy
Singan-teny bado ; lahy
Sokajin-teny anarana
Ohatra 'Zany fomba'zany, hono, no hitondra famonjena, / Hampirindra ny vahoaka, hampijoro firenena, / Rediredy re, / Ratrimo, tena mila voatsiary, / Toa mpimasy badolahy, mampirebika marary! [2.314]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24