Teny iditra | babareny | ||
Singan-teny | baba ; reny | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [ baba reny ] Zanaky ny tsara tarehy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Was there ever the like! Marvelous! [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Parfait, de toute beauté [1.3] | ||
Tovy hevitra | babaray | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | baba | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny babareny io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |