Teny iditra aza marofy
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Firariana mba tsy harary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Good health to you [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bonne santé! [1.8]
Ohatra 
1Tratrara antitra, aza marofy. [2.470]
2Trarantitra hianao Tompokovavy azamarofy, hosoavin'Andtra mifanantera amy ny ambany lanitra [2.59]
Teny fotony aza, marofy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15