Teny iditra atody handro tsoboka
Singan-teny atody ; handro ; tsoboka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Atody vakina dia arotsaka avy hatrany ao anaty rano mafana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Oeuf poché [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15