Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
atery
(
te
ry
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina manery, mamoritra, na mitery omby
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny
atery
, ateriko, aterinao, ateriny, aterintsika, aterinay, aterinareo, aterin', aterin-, aterim-
Ny lasa
natery, nateriko, naterinao, nateriny, naterintsika, naterinay, naterinareo, naterin', naterin-, naterim-
Ny hoavy
hatery, hateriko, haterinao, hateriny, haterintsika, haterinay, haterinareo, haterin', haterin-, haterim-
Filaza mandidy
atereo
Fivaditsoratra
aetry
,
arety
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20