Teny iditra atao hoe
Singan-teny atao ; hoe
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be called (by name) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Appelé, dit [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03