Teny iditra asaboratsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry fanao ody kankana ny voany vao notazana, na indrindra ny hoditry ny fakany izay tena tsara fiasa saingy tsy azo omena ny ankizy (Maesa lanceolata) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Maesa lanceolata Forssk. (Primulaceae). Fruits comestibles, donnés à manger aux enfants comme vermifuge. Décoction des racines administrée, suivie d'une purge à l'huile de ricin aux enfants qui souffrent de vers intestinaux. [1.196]
Anarana siantifika Maesa lanceolata
Voambolana 
Tovy hevitra rafy ~ voarafy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31