Teny iditra arin-taolana
Singan-teny arina ; taolana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Arina avy amin' ny taolana nodorana, ka ampiasaina ho fanadiovana ny siramamy avy amin' ny ranom-pary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07