Teny iditra arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sisa amin' ny hazo izay nodorana tsy avala hisy lelafo na ho zary lavenona ka tonga vongana azo arehitra mivaivay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Charcoal, soot; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Charbon, suie; [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fitrakana, fipetraka na fijoro tsara tsy mihilana na mirona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Uprightness, levelness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aplomb, nivellement [1.3, 1.8]
 Séant, redressement, rétablissement, recouvrement [1.3]
Sampanteny 
Anaran-toerana 

Teny iditra arina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Appellation botanique: Bridelia tulasneana [2.612]
  [Betsimisaraka, Bezanozano] ( arina : veut dire "charbon de bois", la technique de séparation des charbons de bois, avec des fours en terre de fortune est très anciennement pratiquée à Madagascar). Nom donné aux arbres dont le bois est considéré comme propre à donner les meilleurs charbons, facile à distiller. Ce sont notamment :
-- Bridelia tulasneana Baill. (Phyllanthaceae)
-- Schizolaena cauliflora Thouars,
-- Schizolaena rosea Thouars et
-- Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). [1.196]
Anarana siantifika Bridelia tulasneana, Rhodolaena bakeriana, Schizolaena cauliflora, Schizolaena rosea
Voambolana 
Tovy hevitra hazoanafo ~ ombitavy
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07