Teny iditra aretim-bilany
Singan-teny aretina ; vilany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Anarana somary hatsikana ilazana ny hanoanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avoir la maladie de la marmite. Se disait soit de la faim, soit d' une indigestion. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12