Teny iditra araka afo
Singan-teny araka ; afo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05