Teny iditra apaka (paka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mipaka, atao mikasika amin' ny..,: Aza apaka amin' ny rindrina ny latabatra fa simba ny rindrina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : apaka, apako, apakao, apany, apatsika, apakay, apakareo, apak', apa-
Ny lasa : napaka, napako, napakao, napany, napatsika, napakay, napakareo, napak', napa-
Ny hoavy : hapaka, hapako, hapakao, hapany, hapatsika, hapakay, hapakareo, hapak', hapa-
Filaza mandidy : apakao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20