Teny iditra antsoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Firombaka, angady kely fanao amin'ny zaran-defona, vy maranitra misy zarany lavalava entina mihaza trondro [1.78]
  [Bara, Sihanaka, Tambahoaka] Angady [1.78]
 Angady kely lava zarana fitondra mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the provinces it is the name of a large chisel for hollowing out canoes, and a spade. [1.2]
Voambolana 
Sary 

Teny iditra antsoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ahitra lava ravina misy rirany mandidy ary malama ka mety handavo raha voahitsaka, indrindra raha mando; izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Boka potraka amin'ny antsoro: raha misy fivoy dia lakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grass (or cyperaceous plant?). It is chewed and the saliva swallowed for colic. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Herbe à toiture (tènina). [1.19]
  [Merina] (de sorona : action d'activer, d'attiser le feu ; cette herbe étant souvent employée sèche comme combustible). Imperata cylindrica (L.) P. Beauv. (Poaceae). Utilisée comme chaume pour la couverture des cases; les inflorescences servent à rembourrer les oreillers et coussins. Les feuilles sèches, odorantes, entrent dans la composition d'un odi-tazo, administré aux malades qui ont des accès de malaria. Les racines en décoction sont données à boire dans les coliques [1.196]
Anarana siantifika Imperata cylindrica
Voambolana 
Tovy hevitra tenina
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra antsoro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Fitaratra [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31