Teny iditra antsifiharatra
Singan-teny antsy ; fiharatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsy fanaratana toy ny hareza fahizay, ny tahony tena iray amin' ny lelany ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small knife used as a razor [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Rasoir d’autrefois, petit couteau dont le manche et la lame sont d’une seule pièce [1.3]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24