|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiharatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hareza [Taimoro] [1.78]
4 Fomba entina miharatra
5 Lelan-java-maranitra, hareza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a small razor or knife, a lancet. fihatsaka also used. See hareza [1.2]
7 a razor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 rasoir [1.8]
Mpanahaka  9  hareza, 10  mangoro
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  fiharatra
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Enti-milaza olona fetsy
16 Olona kinga aoka izany raha hiteny [1.1]
Mpanahaka  17  fetsy

Fivaditsoratra  18 fahiratra, fiharatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08