Teny iditra anontaniana (ontany)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
 Dont on s'informe; ce dont on s'enquiert [1.8]
Ohatra 
1Ingahibe ato avaratra angamba no azo anontaniana. [2.529]
2Ataon' ise inona izany fa zava-kafa anontaniana e! [2.643]
3Sady izao koa : tsara raha mba anontaniana izay heviny. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : anontaniana, anontaniako, anontanianao, anontaniany, anontaniantsika, anontanianay, anontanianareo, anontanian', anontanian-, anontaniam-, anontania-
Ny lasa : nanontaniana, nanontaniako, nanontanianao, nanontaniany, nanontaniantsika, nanontanianay, nanontanianareo, nanontanian', nanontanian-, nanontaniam-, nanontania-
Ny hoavy : hanontaniana, hanontaniako, hanontanianao, hanontaniany, hanontaniantsika, hanontanianay, hanontanianareo, hanontanian', hanontanian-, hanontaniam-, hanontania-
Filaza mandidy : anontanio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20