Teny iditra ankohonana (hohona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitambaran' ny olona rehetra izay iadidiana ao anatin'ny tokantrano: vady aman-janaka, ray aman-dreny antitra, mpiasa, havana na zana-kavana mipetraka ao amin'ny tena [1.1]
 Fitambaran'ny olona ao anaty tokantrano iray izay ahitana ny ray sy ny reny ary ny zanaka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A family, a household. [1.2]
 A household [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La famille, les gens de la maison, ceux qui sont sous la dépendance ou la juridiction de... [1.3]
 Maisonnée [1.54]
 La famille, les gens de la maison [1.8]
 Ménage, famille [1.13]
Ohatra 
1Dia miara-misaika rano ny ankohonana. [2.245]
2Tsy hisy harena ho tafatsangana mba hamelomana ny ankohonana. [2.528]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20