Teny iditra | an-katakonana (any, takona) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | In secret [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | En dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3] | |
Tovy hevitra | an-kifonofono ~ an-koboka ~ an-konohono ~ an-takona ~ an-tsokosoko ~ mangingina | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |