Teny iditra mangingina (gingina)
Sokajin-teny mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao
Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao
Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely
Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Solitary. Used of uninhabited or secret places [1.2]
 Silent, solitary; secret; in secret [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Silencieux; solitaire; secret, en secret [1.8]
Ohatra 
1Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina: [2.471]
2Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/27