Teny iditra | angoby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny mahafeno ny eran' ny tanana roa mikombona boribory ka ny ankibe sy ny fanondro anankiroa no mifampikasika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The measure contained between the tips of the thumbs and the two forefingers forming a circle. [1.2] | |
Teny iditra | angoby | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Petit paquet ; paquet énorme. [1.19] | |
Tovy hevitra | angôby | |
Fivaditsoratra | angoby, baingo, bangoy, gobañy, Ibango |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |