Teny iditra | angira | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tehina [1.78] | |
[Taimoro] kibay [1.78] | ||
[Bara] Lefona fohy lela [1.78] | ||
[Betsimisaraka] sangira, kobay [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A stick. Same as tehina [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Bâton (long) [1.82] | |
Teny iditra | angira | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Lavitra dia lavitra, any an-dakira [1.1] | |
Teny iditra | angira | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny anglisy | A term of reproach [1.2] | |
Teny iditra | angira | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kazon' ala [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Name of a wood [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/22 |