Entrée kobay
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-pery vokatry ny mikraoby azo amin' ny fahalotoam-pitondran-tena. (Toa mamorofotra kely foana no fisehoan' ny kobay voalohany, dia mandroso ihany ka manjary toy ny hatina, izay potsitra dia tonga fery) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée kobay
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] tehina, kibay [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] kibay [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano, Taisaka] tehina [Rakotosaona 1975]
Explications en français  [Tankarana] bâton. [David: Dialectes (takila K)]
Synonymes kibay ~ kobay bory
Citations 

Entrée kobay (koba)
Partie du discours impératif du verbe passif kobaina [liste complète]

Mis à jour le 2020/07/31