Teny iditra angea
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angea! Avia angea! Nahoana angea hianao no tsy mba nandeha! Jereo angea! Ahoana angea izany teninao? [1.10]
Tsipelina hafa 

Teny iditra angea
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] An herb. Epallage anemonifolia, DC. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] ( angea signifie extrêmement amer, c'est aussi une exclamation que l'on pousse lorsqu'on est surpris par cette saveur de façon inattendue et, au sens figuré, par tout événement peu agréable). Epallage anemonifolia DC. (Asteraceae). Plante très amère mais qui, par exception, peut être administrée aux femmes. On leur donne cette infusion lorsque pendant leur grossesse elles ont tendance à des nausées ou à des vomissements alimentaires.Action analogue à celle de la matricaire. Plante riche en azulènes. [1.196]
Anarana siantifika Epallage anemonifolia
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra angea
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] angea Senecio multibracteatus Harv. (Asteraceae) ; espèce localisée au bord des ruisseaux. [1.196]
Anarana siantifika Senecio multibracteatus
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31