Teny iditra angamamy
Singan-teny anga- (angatra) ; mamy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Aretina mpahazo ny ankizy fatra-pihinan-java-mamy, mahatonga azy hahatsiaro mangirifiry rehefa mivalan-drano [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09