Teny iditra | angàka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Voronandrano mitovitovy amin' ny ganagana fa kelikely kokoa ary mena ny vavany [1.1] | |
[Sihanaka] Ganagana dia [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | The name of a species of wild duck. Anas Melleri, Sclat. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Canard sauvage [1.54] | |
Anarana siantifika | Anas melleri | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |