Entrée andro tsy maty (andro, tsy, faty)
Partie du discours locution
Explications en malgache andro fifaliam-be ka samy mahazo manao izay tiany amin' ny fanaranam-po ny olona rehetra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [ androtsimaty ] A day granted for general sensual indulgence [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31