Teny iditra (1/2) | 1 androbe |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
karazana aretina izay torantorana foana 4 [1.1] Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. 6 [1.7] epilepsy |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.54] épilepsie |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny androbe io |
Teny iditra (2/2) | 10 androbe |
Sokajin-teny | 11 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Betsimisaraka]
antoandro |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |