|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 andre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenim-piontanana milaza:
4 -- Fahatairana: Andre! inona ity ataonao, anaka? 5 -- Figagana: Andre! mahavariana ny mandinika ny habakabaka! 6 -- Nenina, alahelo: Andre! vorona, hono, izany izaho ka afa-nanidina nankany aminay! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an expression of astonishment. See adre, odre.
[1.2] |
| Teny iditra (2/5) | 8 andre |
| Sokajin-teny | 9 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 moa? Va? Angaha?
[Bara]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 11 andra |
| Teny iditra (3/5) | 12 andre |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 manavy, fanihy, vorona kely sahala amin'ny fanihy nefa kelikely kokoa
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 15 Haibiby: mampinono |
| Tsipelina hafa | 16 andrehy |
| Teny iditra (4/5) | 17 Andre |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 Andrew
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 André
[2.996] |
| Ohatra |
21 Dia lasa Filipo nilaza tamin'i andre ka dia i andre sy Filipo no niara-nilaza tamin'i Jeso
[2.996]
|
| Voambolana | 22 Soratra Masina |
| Tsipelina hafa | 23 andrea, andrea |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Andre |
| Teny iditra (5/5) | 25 André
![]() |
| Sokajin-teny | 26 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Kamban-teny rehetra | 27 Copalle André |
| Fivaditsoratra | Andre, andre |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|