Teny iditra |
ando
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitambaran' ny pitidrano kely hita eny an-tendron' ny ahitra amin' ny maraina sy ny hariva, vokatry ny fivonganan' ny etona ho tonga rano. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The dew. [Ar. an-naad, or Mal. ambun (?), dew.] [1.2]
|
| Dew [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rosée [1.3, 1.8, 1.13]
|
| L'humidité [1.3]
|
Ohatra |
1 | Savasava ranon' ando ihany anefa ity.
[2.298]
|
2 | Varobarotra madinika no nataony : namaky ando maraina, namonjy tsena;
[2.285]
|
3 | Nandritra ny telo taona nipaka dia tsy nisy ando na ranonorana, na dia kely aza;
[1.38]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Ando
|
Singan-teny | ando |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Andriamanantena Georges, 1977 |
Fanonta printy | 1977.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|