Teny iditra anandrano
Singan-teny anana ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan' anana madini-dravina maniry eny amin' ny tany be rano; fanao ro ary azo hanina manta fanao salady koa. Be vitamina C ny anandrano (Nasturtium officinale) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [rano, water.] Water-cress. Nasturtium officinale, R. Br. [1.2]
 Watercress [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cresson [1.8]
 (de anana = herbe potagère, et rano = eau).
[Merina] Nasturtium officinale W.T. Aiton (Brassicaceae). Le cresson, bien connu en Europe. Souvent consommé après cuisson, comme légume accompagnant le riz, sur les hauts plateaux.
[Tanosy] Ceratopteris thalictroides (L.) Brongn. (Pteridaceae). Cette fougère aquatique immergée fournit de grandes frondes tendres, très appréciées comme légume. Très appréciée aussi des amateurs d'acquarium. [1.196]
Anarana siantifika Ceratopteris thalictroides, Nasturtium officinale
Ohatra Anana hafahafa ny tarehiny dia eo anelanelan' ny lomotra sy ny anandrano. [2.643]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08