Teny iditra ampy mihira
Singan-teny ampy ; mihira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20