Teny iditra ampiaraho (araka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampiarahina [fitanisana]
Ohatra 
1ampiaraho ireo hazo fisaka ireo (mettez ensemble ces planches) [1.3]
2ampiaraho ny Foibe fiofanana kristiana sy ny toeram-panomanana mpitaiza kilasi-mandry [2.356]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31