Teny iditra ampemby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Taho, eran-tanan'ila, zarana (antsy, ets) [1.78]

Teny iditra ampemby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry sahalahala amin' ny katsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A plant extensively cultivated; the grain resembles peeled rice and is eaten; the stalk is used in making fences, etc. Doura or Indian millet. Sorghum vulgare, Pers. Same as variampemby (Bets.), and varifemba (Betsim.). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina, Sakalava, Tankarana, Tsimihety] Nom général des sorghos. On cultive, outre Sorghum halepense (L.) Pers. et Sorghum caffrorum (Retz) P. Beauv., Sorghum roxburghii Stapf. (Poaceae). Graines alimentaires. [1.196]
Anarana siantifika Sorghum caffrorum, Sorghum halepense, Sorghum roxburghii
Ohatra Fa ny vary tritika sy ny ampemby no tsy mba naripaka, satria mbola fohy ireny. [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra variampemby ~ varifemba
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31