Teny iditra | ampelavao | |
Singan-teny | ampela ; vao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana enti-milaza ny vehivavy maty ampiterahana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] [vao, new.] A woman who has just given birth to a child. In Imerina it means a woman who has just died in child-birth. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |